-
Genesisy 31:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Efa 20 taona aho izao no nipetraka tao aminao, nefa tsy mba nisy an’izany hoe tsy nahavanona anaka izany mihitsy ny ondry aman’osinao.+ Tsy mba nisy nohaniko mihitsy koa ny ondrilahinao.
-