-
Genesisy 31:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Rehefa niteny izy hoe: ‘Ny sada no ho karamanao’, dia niteraka sada daholo ny ondry aman’osy. Dia rehefa niteny indray izy hoe: ‘Ny misoritsoritra no ho karamanao’, dia niteraka misoritsoritra+ daholo ny ondry aman’osy.
-