FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 dia lasa nanana omby sy ampondra sy ondry sy mpanompolahy ary mpanompovavy.+ Maniraka olona hampahafantatra an’izany aminao aho tompoko, amin’izay aho mba hankasitrahanao.”’”

  • Genesisy 36:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tatỳ aoriana, dia nentin’i Esao ny vadiny, ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny olona rehetra tao an-tranony, ny biby fiompiny, ny bibiny hafa rehetra, ary ny fananana rehetra voangony+ tany Kanana, ka lasa izy nankany an-tany hafa, niala lavitra an’i Jakoba rahalahiny.+ 7 Lasa betsaka loatra mantsy ny fananan’izy mirahalahy, ka tsy afaka niara-nonina izy ireo. Tsy antonona azy ireo intsony ilay tany nipetrahany,* satria be dia be ny biby fiompiny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara