-
Genesisy 35:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia nanorina tsangambato teo amin’ilay toerana niresahan’Andriamanitra taminy i Jakoba, ka nandraraka fanatitra zava-pisotro sy menaka teo ambonin’ilay izy.+
-
-
Genesisy 37:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Mbola nipetraka tany Kanana, tao amin’ilay tany nivahinian’ny+ rainy, i Jakoba.
-