Genesisy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Indray alina dia niteny tamin’i Abimeleka tao amin’ny nofy Andriamanitra hoe: “Ho faty ianao fa naka an’io vehivavy io.+ Vadin’olona mantsy izy.”+
3 Indray alina dia niteny tamin’i Abimeleka tao amin’ny nofy Andriamanitra hoe: “Ho faty ianao fa naka an’io vehivavy io.+ Vadin’olona mantsy izy.”+