-
1 Samoela 17:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Dia hoy i Davida taminy: “Izaho mpanomponao no lasa mpiandry ny ondry sy osin’ny dadanay, ary nisy liona+ tonga ka naka ondry iray tamin’ny andian’ondry. Dia nisy fotoana koa nisy orsa nanao hoatr’izany.
-