Genesisy 31:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Enga anie hitsara antsika ny Andriamanitr’i Abrahama+ sy ny Andriamanitr’i Nahora, ilay Andriamanitry ny rain’izy ireo!” Dia nanao fianianana tamin’ny anaran’ilay Andriamanitra atahoran’i* Isaka rainy+ i Jakoba.
53 Enga anie hitsara antsika ny Andriamanitr’i Abrahama+ sy ny Andriamanitr’i Nahora, ilay Andriamanitry ny rain’izy ireo!” Dia nanao fianianana tamin’ny anaran’ilay Andriamanitra atahoran’i* Isaka rainy+ i Jakoba.