-
Genesisy 24:59, 60Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
59 Koa nalefan’izy ireo i Rebeka anabaviny,+ sy ilay vehivavy nampinono azy taloha,*+ ary ilay mpanompon’i Abrahama sy ny olona niaraka taminy. 60 Ary nitso-drano an’i Rebeka izy ireo hoe: “Ry anabavinay ô, enga anie ianao hanan-janaka be dia be,* ary enga anie ho azon’ny taranakao ny vavahadin’izay* mankahala azy!”+
-