33 Ary nitazana i Jakoba ka hitany fa tamy i Esao, niaraka tamin’ny 400 lahy.+ Dia nozarazarain’i Jakoba tamin’i Lea sy Rahely ary ny mpanompovavy roa ny ankizy.+ 2 Nataony teny aloha ny mpanompovavy sy ny zanany,+ dia avy eo i Lea sy ny zanany,+ ary tao aorianan’izy ireo i Rahely+ sy Josefa.