31 Vao nandalo an’i Penoela izy dia niposaka ny masoandro. Ary nikotringa izy noho ny foto-peny.+ 32 Izany no mahatonga ny zanak’Israely tsy hihinana hozatra eo amin’ny foto-pe hatramin’izao, satria nokasihin’ilay lehilahy ny hozatry ny foto-pen’i Jakoba.