Genesisy 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nataon’i Jehovah Andriamanitra naniry tamin’ny tany ny hazo rehetra mahafinaritra ny maso sady misy voany mampite hihinana. Nataony naniry teo afovoan’ilay zaridaina koa ny hazon’aina+ sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy.+
9 Dia nataon’i Jehovah Andriamanitra naniry tamin’ny tany ny hazo rehetra mahafinaritra ny maso sady misy voany mampite hihinana. Nataony naniry teo afovoan’ilay zaridaina koa ny hazon’aina+ sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy.+