-
Genesisy 32:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia nomeny ny mpanompony ny andiam-biby tsirairay, ka hoy izy tamin’izy ireo: “Mandehana miampita mialoha ahy, ary ataovy mifanelanelana ny andiam-biby.”
-