-
Genesisy 32:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nomeny baiko izy ireo hoe: “Izao no hoteneninareo amin’i Esao tompoko: ‘Hoy i Jakoba mpanomponao: “Nipetraka* ela be tany amin’i Labana aho,+ 5 dia lasa nanana omby sy ampondra sy ondry sy mpanompolahy ary mpanompovavy.+ Maniraka olona hampahafantatra an’izany aminao aho tompoko, amin’izay aho mba hankasitrahanao.”’”
-