-
Josoa 24:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Dia novorin’i Josoa tao Sekema ny foko rehetra teo amin’ny Israely, ary nantsoiny ny anti-panahy sy ireo lohany ary ny mpitsara sy mpiadidy teo amin’ny Israely.+ Dia nitsangana teo anatrehan’ilay tena Andriamanitra izy ireo.
-