Genesisy 24:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Koa nalefan’izy ireo i Rebeka anabaviny,+ sy ilay vehivavy nampinono azy taloha,*+ ary ilay mpanompon’i Abrahama sy ny olona niaraka taminy.
59 Koa nalefan’izy ireo i Rebeka anabaviny,+ sy ilay vehivavy nampinono azy taloha,*+ ary ilay mpanompon’i Abrahama sy ny olona niaraka taminy.