FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Robena!+ Ianao no lahimatoako+ sy tanjako, ary ianao no naterako voalohany. Be voninahitra ianao sady tena matanjaka. 4 Tsy nifehy tena anefa ianao, fa hoatran’ny rano vaky tsy azo sakanana, ka tsy ho lasa ambony noho ny rahalahinao. Niakaranao mantsy ny fandrianan’ny rainao.+ Nolotoinao* ny fandrianako tamin’izay. Dia tena niakarany tokoa ny farafarako!

  • 1 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Voasoratra anarana etsy ambany ny zanakalahin’i Robena+ lahimatoan’i Israely. Izy no lahimatoa, saingy nandoto* ny fandrianan’ny rainy+ izy, ka nomena ny zanak’i Josefa,+ zanak’i Israely, ny zony amin’ny maha lahimatoa. Tsy voasoratra ao amin’ny tetirazana* àry hoe manana ny zon’ny lahimatoa izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara