Matio 23:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia amin’izay hivaly aminareo daholo ny ran’ny olo-marina nalatsaka teto an-tany, hatramin’ny ran’i Abela+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny toerana masina sy ny alitara.+
35 Dia amin’izay hivaly aminareo daholo ny ran’ny olo-marina nalatsaka teto an-tany, hatramin’ny ran’i Abela+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny toerana masina sy ny alitara.+