FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary 40 taona i Isaka tamin’izy nanambady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Aramianina avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Aramianina.

  • Genesisy 25:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary nitazona ny voditongotr’i Esao ny tanany.+ Koa natao hoe Jakoba* ny anarany.+ Ary 60 taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara