-
Genesisy 26:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Rehefa 40 taona i Esao, dia nalainy ho vady i Jodita zanakavavin’i Bery Hetita. Nalainy ho vady koa i Basemata zanakavavin’i Elona Hetita.+
-