1 Tantara 1:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ireto avy ny taranak’i Seira:+ Lotana, Sobala, Zibona, Ana, Disona, Ezera, ary Disana.+