-
1 Jaona 3:10-12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Izao no tena ahitana an’izay zanak’Andriamanitra sy izay zanaky ny Devoly: Izay rehetra tsy manao ny marina dia tsy avy amin’Andriamanitra. Hoatr’izany koa izay tsy tia ny rahalahiny.+ 11 Izao no hafatra efa henonareo hatrany am-piandohana: Tokony hifankatia isika,+ 12 fa tsy hanao hoatran’i Kaina, izay avy tamin’ilay ratsy ka namono ny rahalahiny.+ Fa inona no antony namonoany azy? Satria ratsy ny nataony,+ fa marina kosa ny nataon’ny rahalahiny.+
-