Genesisy 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary nentin’ny Ismaelita+ nidina tany Ejipta+ i Josefa. Dia novidin’ilay Ejipsianina atao hoe Potifara+ tamin’izy ireo izy. Tandapan’i Farao sady lehiben’ny mpiambina i Potifara.
39 Ary nentin’ny Ismaelita+ nidina tany Ejipta+ i Josefa. Dia novidin’ilay Ejipsianina atao hoe Potifara+ tamin’izy ireo izy. Tandapan’i Farao sady lehiben’ny mpiambina i Potifara.