-
Genesisy 24:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia hoy i Abrahama tamin’ny mpanompony, ilay zokiny indrindra tao amin’ny ankohonany sady niandraikitra ny fananany rehetra:+ “Mba ataovy ato ambany feko ny tananao, azafady! 3 Dia hasaiko hianiana amin’ny anaran’i Jehovah Andriamanitry ny lanitra sy ny tany ianao hoe tsy haka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita eto amin’ity tany ipetrahako ity.+
-