FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 25:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Raha tsy te hanambady an’ilay vady navelan’ny rahalahiny anefa ilay lehilahy, dia tokony hankeny amin’ny anti-panahy eny am-bavahadin’ny tanàna ilay vehivavy, ka hiteny hoe: ‘Tsy manaiky hamelona ny anaran’ny rahalahiny eo amin’ny Israely ny rahalahin’ny vadiko. Tsy mety manambady* ahy mantsy izy.’

  • Deoteronomia 25:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 dia tokony hankeo aminy eo imason’ny anti-panahy ilay vady navelan’ny rahalahiny, ka hanala ny kapa eny an-tongotr’ilay lehilahy,+ dia handrora eo amin’ny tarehiny sady hiteny hoe: ‘Hoatr’izao no hatao amin’izay lehilahy tsy manome taranaka ho an’ny rahalahiny!’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara