1 Tantara 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny zanakalahin’i Joda dia i Era sy Onana ary Sela. Ireo telo ireo no naterak’ilay zanakavavin’i Soa, ilay Kananita vadiny, taminy.+ Tsy faly tamin’i Era lahimatoan’i Joda anefa i Jehovah, ka novonoiny ho faty izy.+
3 Ny zanakalahin’i Joda dia i Era sy Onana ary Sela. Ireo telo ireo no naterak’ilay zanakavavin’i Soa, ilay Kananita vadiny, taminy.+ Tsy faly tamin’i Era lahimatoan’i Joda anefa i Jehovah, ka novonoiny ho faty izy.+