-
Genesisy 38:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Ary nandao an’ireo rahalahiny i Joda tamin’izany fotoana izany, ka nanangana ny tranolainy teo akaikin’ny toerana nipetrahan’ilay lehilahy adolamita atao hoe Hira.
-