-
Genesisy 38:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hoy i Joda tamin’i Tamara vinantovaviny: “Mijanòna any an-tranon’ny rainao, dia aza manambady aloha fa andraso ho lehibe i Sela zanako lahy.” Niteny an’izany izy satria natahotra sao ho faty hoatran’ny rahalahiny koa i Sela.+ Dia lasa nipetraka tany an-tranon’ny rainy i Tamara.
-