-
Genesisy 20:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia niteny taminy tao amin’ny nofy Andriamanitra hoe: “Fantatro fa tamin’ny fo madio no nanaovanao an’izao, ka nosakanako tsy hanota amiko ianao. Izany no antony tsy namelako anao hikasika azy.
-
-
Salamo 51:teny mampiditraNy Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Ho an’ny mpitarika. Hira nataon’i Davida, tamin’i Natana mpaminany nankao aminy, taorian’ny nanaovan’i Davida firaisana tamin’i Batseba.+
-
-
Salamo 51:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Koa manana ny marina ianao rehefa miteny,
Ary ara-drariny ny didim-pitsaranao.+
-