Genesisy 46:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireto avy ny anaran’ny zanak’i Israely tonga tany Ejipta,+ dia ny anaran’ny zanak’i Jakoba: I Robena+ no lahimatoan’i Jakoba.
8 Ireto avy ny anaran’ny zanak’i Israely tonga tany Ejipta,+ dia ny anaran’ny zanak’i Jakoba: I Robena+ no lahimatoan’i Jakoba.