Eksodosy 38:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny volamena rehetra izay nampiasaina tamin’ny asa rehetra natao ho an’ny toerana masina, dia nitovy lanja tamin’ny volamena natao fanatitra ahetsiketsika,+ izany hoe 29 talenta* sy 730 sekely,* araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina.*
24 Ny volamena rehetra izay nampiasaina tamin’ny asa rehetra natao ho an’ny toerana masina, dia nitovy lanja tamin’ny volamena natao fanatitra ahetsiketsika,+ izany hoe 29 talenta* sy 730 sekely,* araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina.*