Eksodosy 36:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 “Hiara-miasa amin’i Bezalila i Oholiaba sy ny olona rehetra manan-talenta,* izay nomen’i Jehovah fahendrena sy fahiratan-tsaina, mba hahaizany hanao ny zava-drehetra ilaina amin’ny fanompoana masina, araka ny didy nomen’i Jehovah.”+
36 “Hiara-miasa amin’i Bezalila i Oholiaba sy ny olona rehetra manan-talenta,* izay nomen’i Jehovah fahendrena sy fahiratan-tsaina, mba hahaizany hanao ny zava-drehetra ilaina amin’ny fanompoana masina, araka ny didy nomen’i Jehovah.”+