FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 26:15-18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Hazo akasia no hanaovanao an’ireo rafitry+ ny tranolay masina, ka ataovy mitsangana ireo rafitra.+ 16 Folo hakiho ny haavon’ny rafitra tsirairay, ary iray hakiho sy sasany ny sakany. 17 Misy lahiny* roa milahatra ny rafitra tsirairay. Tokony ho hoatr’izany daholo no hanaovana ny rafitr’ilay tranolay. 18 Rafitra 20 no hamboarina ho an’ny lafiny atsimo amin’ilay tranolay, izany hoe hatao mitodika mianatsimo izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara