Genesisy 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Noroahiny àry ny olona, dia nasiany kerobima*+ sy lelan-tsabatra mirehitra sady mihodinkodina tsy an-kijanona, teo amin’ny ilany atsinanan’ny zaridainan’i Edena, mba hiambina ny lalana mankany amin’ny hazon’aina.
24 Noroahiny àry ny olona, dia nasiany kerobima*+ sy lelan-tsabatra mirehitra sady mihodinkodina tsy an-kijanona, teo amin’ny ilany atsinanan’ny zaridainan’i Edena, mba hiambina ny lalana mankany amin’ny hazon’aina.