Hebreo 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary teo amboniny no nisy ny kerobima be voninahitra, izay nanaloka an’ilay sarony fampihavanana.*+ Tsy izao anefa no fotoana tokony hiresahana an’izany rehetra izany amin’ny an-tsipiriany.
5 Ary teo amboniny no nisy ny kerobima be voninahitra, izay nanaloka an’ilay sarony fampihavanana.*+ Tsy izao anefa no fotoana tokony hiresahana an’izany rehetra izany amin’ny an-tsipiriany.