- 
	                        
            
            Eksodosy 40:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
24 Ny fitoeran-jiro+ dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana, tandrifin’ny latabatra, teo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tranolay masina.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Levitikosy 24:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Hataony vonona eo ambony fitoeran-jiro+ vita amin’ny volamena tsy misy fangarony ireo jiro, mba hirehitra foana eo anatrehan’i Jehovah.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            2 Tantara 13:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 Manolotra fanatitra dorana mba hidona-tsetroka ho an’i Jehovah izy ireo isa-maraina sy isaky ny takariva,+ sady mandoro emboka manitra.+ Alamin’izy ireo eo ambony latabatra vita amin’ny volamena tsy misy fangarony koa ny mofo mifanaingina.*+ Dia ampirehetin’izy ireo isaky ny takariva ny jiro+ eo amin’ny fitoeran-jiro volamena.+ Manao ny andraikitray amin’i Jehovah Andriamanitray mantsy izahay, fa ianareo kosa efa nahafoy azy.
 
 -