FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Handoro emboka manitra+ eo ambonin’ilay alitara i Arona,+ ka hidona-tsetroka eo ambonin’ilay alitara izany+ rehefa mikarakara ny jiro+ izy isa-maraina.

  • Eksodosy 40:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia ataovy eo anoloan’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny alitara volamena ho an’ny emboka manitra,+ ary apetaho eo amin’ny toerany ny lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay.+

  • Salamo 141:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nisy anjely anankiray koa tonga nijoro teo akaikin’ny alitara.+ Nanana fitaovana volamena fandoroana emboka manitra+ izy. Nomena emboka manitra be dia be izy mba hatolony teo ambonin’ilay alitara volamena+ teo anoloan’ny seza fiandrianana, niaraka tamin’ny vavaky ny olona masina rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara