Eksodosy 28:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Makà vato oniksa roa,+ dia ataovy sokitra eo amin’ireo ny anaran’ny zanakalahin’i Israely,+ 10 ka ho eo amin’ny vato iray ny anaran’ny enina, ary ho eo amin’ilay vato iray kosa ny enina ambiny. Ary alaharo arakara-jokiny izany.
9 “Makà vato oniksa roa,+ dia ataovy sokitra eo amin’ireo ny anaran’ny zanakalahin’i Israely,+ 10 ka ho eo amin’ny vato iray ny anaran’ny enina, ary ho eo amin’ilay vato iray kosa ny enina ambiny. Ary alaharo arakara-jokiny izany.