Levitikosy 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nampanaoviny azy avy eo ny saron-tratra,+ ary nataony tao amin’ilay saron-tratra ny Orima sy ny Tomima.+
8 Nampanaoviny azy avy eo ny saron-tratra,+ ary nataony tao amin’ilay saron-tratra ny Orima sy ny Tomima.+