- 
	                        
            
            Eksodosy 36:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
19 Nanao rakotra tamin’ny hoditr’ondrilahy nolokoana mena izy mba hatao eo ambonin’ilay lamba, ary rakotra iray hafa tamin’ny hoditra faoky hatao eo ambonin’io.+
 
 -