-
Eksodosy 37:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Avy eo dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny fitaovana napetraka teo ambonin’ilay latabatra, izany hoe ny vilia, ny kaopy, ary ny vilia baolina sy ny zinga handrarahana ny fanatitra zava-pisotro.+
-