-
Eksodosy 1:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nataony izay hampangidy ny fiainan’izy ireo, ka notereny hiasa mafy hanao rihitra tanimanga sy biriky izy ireo, sady notereny hanao ny karazana asa an-terivozona rehetra tany an-tsaha. Nampanaoviny asa mafy izy ireo sady nampijaliny, ka notereny hanao an’izao karazana asa an-terivozona rehetra izao.+
-