Eksodosy 36:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Avy eo dia nanao lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay izy, ary mpanenona no nanao izany tamin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+
37 Avy eo dia nanao lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay izy, ary mpanenona no nanao izany tamin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+