18 Notenomina tamin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara ny lamba fanakonana an’ilay fidirana mankao amin’ilay tokotany. Nirefy 20 hakiho ny lavany ary 5 hakiho ny haavony, nitovy tamin’ny haavon’ny fefy lamban’ilay tokotany.+