Eksodosy 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mitenena amin’izay rehetra manan-talenta,* izay efa nofenoiko fanahin’ny fahendrena.+ Izy ireo no hanamboatra ny akanjon’i Arona mba hanamasinana azy, ka ho afaka hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy.
3 Mitenena amin’izay rehetra manan-talenta,* izay efa nofenoiko fanahin’ny fahendrena.+ Izy ireo no hanamboatra ny akanjon’i Arona mba hanamasinana azy, ka ho afaka hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy.