Nomery 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa hiainga ny toby, dia hiditra i Arona sy ny zanany lahy ka hampidina ny ridao+ fanakonana, ary iny no handrakofany ny Vata+ Misy ny Tenin’ny Vavolombelona. Hebreo 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tao ambadik’ilay ridao faharoa+ kosa no nisy an’ilay efitra nantsoina hoe Masina Indrindra.+
5 Rehefa hiainga ny toby, dia hiditra i Arona sy ny zanany lahy ka hampidina ny ridao+ fanakonana, ary iny no handrakofany ny Vata+ Misy ny Tenin’ny Vavolombelona.