Eksodosy 37:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanao ny sarony tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy.+ Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.+ 1 Tantara 28:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nomen’i Davida an’i Solomona zanany ny planin’ny+ tilikambo fidirana+ sy ny efitra isan-karazany, ny efitra fitehirizana entana, ny efitra any an-tampon-trano, ny efitra anatiny, ary ny trano misy ny sarony fampihavanana.*+
6 Nanao ny sarony tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy.+ Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.+
11 Dia nomen’i Davida an’i Solomona zanany ny planin’ny+ tilikambo fidirana+ sy ny efitra isan-karazany, ny efitra fitehirizana entana, ny efitra any an-tampon-trano, ny efitra anatiny, ary ny trano misy ny sarony fampihavanana.*+