-
Ezekiela 16:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tamin’ianao teraka, dia tsy notapahina ny tadim-poitranao, tsy nampandroina tamin’ny rano ianao hanadiovana anao, sady tsy nokosehina tamin’ny sira, ary tsy nofonosina lamban-jaza, tamin’ny andro nahaterahanao.
-