Deoteronomia 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah sy nentiny nivoaka avy tao amin’ilay fatana fandrendrehana vy, izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana*+ hoatr’izao androany izao.
20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah sy nentiny nivoaka avy tao amin’ilay fatana fandrendrehana vy, izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana*+ hoatr’izao androany izao.