Eksodosy 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tonga dia nilaza tamin’izy roa lahy izy ireo hoe: “Enga anie i Jehovah hijery an’izay nataonareo sy hitsara anareo! Fa efa nataonareo izay hankahalan’i Farao sy ny mpanompony anay,* ary nasianareo sabatra teny an-tanany hamonoany anay.”+
21 Tonga dia nilaza tamin’izy roa lahy izy ireo hoe: “Enga anie i Jehovah hijery an’izay nataonareo sy hitsara anareo! Fa efa nataonareo izay hankahalan’i Farao sy ny mpanompony anay,* ary nasianareo sabatra teny an-tanany hamonoany anay.”+