Asan’ny Apostoly 7:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mpanjaka hafa no nitondra tany Ejipta avy eo, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io.+ 19 Nampiasa hafetsen-dratsy izy hamelezana ny razambentsika, ka notereny hanary ny zanany vao teraka izy ireo, mba tsy ho velona ireny.+
18 Mpanjaka hafa no nitondra tany Ejipta avy eo, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io.+ 19 Nampiasa hafetsen-dratsy izy hamelezana ny razambentsika, ka notereny hanary ny zanany vao teraka izy ireo, mba tsy ho velona ireny.+